Fakan-drivotray tany Mahajanga t@ Volana Août 2008 : Sariko nalain'ny Paparazzi teny @ plagen-i Grand Pavois Mahajanga
Vacance à Majunga Aout 2008 : Mety ho ity angamba ilay paparazzi naka sary ahy. Jereo angé ireto appareil entiny eh !!!
Vacances à Majunga Août 2008 : Ity ny zanakay sy ilay Paparazzi teo voalohany
Vacances à Majunga Août 2008 : Ity ny zanakay faharoa sady farany
Izahay Mivady : Izahay mivady mba mi-pôzy kely